-
Eksodosy 28:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Apetraho eo amin’ny soroky ny efoda ireo vato roa, ho vato fahatsiarovana ho an’ny zanak’i Israely.+ Dia hoentin’i Arona eo an-tsorony eo anatrehan’i Jehovah ny anaran’izy ireo, ho fahatsiarovana.
-