FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:22-25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Asio rojo mirandrana toy ny tady, vita amin’ny volamena tsy misy fangarony, eo amin’ilay saron-tratra.+ 23 Ary manaova mason-drojo volamena roa, ka asio iray avy ny zorony roa amin’ilay saron-tratra. 24 Dia atsofohy eo amin’ireo mason-drojo roa eo amin’ny zoron’ilay saron-tratra ny tady volamena roa. 25 Atsofohy eo amin’ireo tranotranony roa ny lohan’ireo tady roa, ka atambaro amin’ny lamban-tsoroky ny efoda, avy eo anoloana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara