FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 24:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Rehefa nahita an’i Amaleka izy, dia mbola nanao oha-pitenenana ihany hoe:

      “I Amaleka no voalohany tamin’ireo firenena,+

      Saingy ho ringana izy amin’ny farany.”+

  • Deoteronomia 25:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa arovan’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fahavalo rehetra manodidina anao ianao, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao sy ho fanananao,+ dia tokony hofafanao eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.+ Aza hadinoinao izany.

  • 1 Tantara 4:42, 43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Nankany amin’ny Tendrombohitra Seira+ ny sasany tamin’ny taranak’i Simeona, ary nisy 500 lahy izy ireo. Ary nitarika azy ireo i Pelatia, Nearia, Refaia, ary Oziela, izay samy zanak’i Jisy. 43 Dia naringan’izy ireo izay sisa tavela tamin’ny Amalekita+ afa-nandositra. Mbola mipetraka ao izy ireo hatramin’izao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara