Nomery 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary efa novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny mpanohana azy,+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+ Nomery 16:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Avy eo dia nisy afo nalefan’i Jehovah+ ka nandevona an’ireo 250 lahy nanatitra emboka manitra.+
19 Ary efa novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny mpanohana azy,+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+