Levitikosy 25:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “‘Raha lasa mahantra ny rahalahinao miara-monina aminao ka tsy mahavelon-tena, dia ampio izy,+ hoatran’ny hanampianao ny mpivahiny sy ny mpiavy,+ mba hahita fivelomana eo aminao foana.
35 “‘Raha lasa mahantra ny rahalahinao miara-monina aminao ka tsy mahavelon-tena, dia ampio izy,+ hoatran’ny hanampianao ny mpivahiny sy ny mpiavy,+ mba hahita fivelomana eo aminao foana.