18 Vao vita ny resak’izy sy Mosesy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ izany hoe ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+
10 Dia avy eo nomen’i Jehovah ahy ny takela-bato roa nosoratan’ny rantsantanany. Voasoratra tao daholo ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo teo amin’ilay tendrombohitra, tamin’ilay andro nivorian’ny vahoaka.*+