- 
	                        
            
            Eksodosy 32:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Handeha eo alohanao ilay anjeliko,+ ary amin’ny andro hanaovako ampamoaka azy ireo, dia hosaziko noho ny fahotany izy ireo.”
 
 -