-
Levitikosy 11:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Fa amin’ny biby rehetra mifanaretsaka any anaty rano sy amin’ny zavamananaina rehetra any kosa, dia zava-maharikoriko aminareo ny biby tsy misy vombony na kirany, na any an-dranomasina izany na any amin’ny renirano.
-
-
Deoteronomia 14:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy azonareo hanina kosa izay rehetra tsy misy vombony sy kirany. Maloto aminareo ireny.
-