Levitikosy 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina izay lehilahy taranak’i Arona, mandra-pahadiony,+ raha ohatra izy ka boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany,+ na mikasika olona voaloton’ny faty,+ na mivoaka tsirinaina,+ Deoteronomia 23:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha misy lehilahy lasa maloto satria nivoaka tsirinaina tamin’ny alina,+ dia tokony hankany ivelan’ny toby izy, ary tsy tokony hiverina ao amin’ny toby. 11 Tokony hisasa amin’ny rano izy rehefa harivariva ny andro, ka mahazo miverina ao amin’ny toby indray rehefa milentika ny masoandro.+
4 Tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina izay lehilahy taranak’i Arona, mandra-pahadiony,+ raha ohatra izy ka boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany,+ na mikasika olona voaloton’ny faty,+ na mivoaka tsirinaina,+
10 Raha misy lehilahy lasa maloto satria nivoaka tsirinaina tamin’ny alina,+ dia tokony hankany ivelan’ny toby izy, ary tsy tokony hiverina ao amin’ny toby. 11 Tokony hisasa amin’ny rano izy rehefa harivariva ny andro, ka mahazo miverina ao amin’ny toby indray rehefa milentika ny masoandro.+