- 
	                        
            
            Levitikosy 25:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
50 Tokony hisainy miaraka amin’ilay olona nividy azy ny taona nanomboka tamin’ny taona nivarotany ny tenany ka hatramin’ny taon-jobily,+ dia ho arakaraka ny isan’izany taona izany ny vidiny namarotany ny tenany.+ Hotombanana arakaraka ny vola azon’ny mpikarama ny isan’ny andro iasany mandritra an’izany fotoana izany.+
 
 -