FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 I Jehovah mihitsy no hiady ho anareo,+ fa ianareo kosa hangina.”

  • Eksodosy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Mpiady tena mahery i Jehovah.+ Ary Jehovah no anarany.+

  • Deoteronomia 1:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Fa handeha eo alohanareo i Jehovah Andriamanitrareo ary hiady ho anareo,+ hoatran’ny efa hitanareo nataony tany Ejipta.+

  • Deoteronomia 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo, ary hamonjy anareo.’+

  • Josoa 10:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Tamin’ny fotoana iray ihany no nandresen’i Josoa an’ireny mpanjaka rehetra ireny sy nahazoany ny taniny, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no niady ho an’ny Israely.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara