- 
	                        
            
            Deoteronomia 11:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
13 “Ary raha mankatò an-tsakany sy an-davany ny didy izay andidiako anareo anio ianareo, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo sy manompo azy amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo,+
 
 -