- 
	                        
            
            Eksodosy 32:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
12 Nahoana ny Ejipsianina no dia avela hiteny hoe: ‘Te hanisy ratsy azy ireo izy, dia nitondra azy ireo niala teto amintsika. Tiany hovonoina any an-tendrombohitra sy haringana tsy ho etỳ ambonin’ny tany izy ireo’?+ Aza manampatra ny hatezeranao intsony re e, ary mba ovao,* azafady, ny fanapahan-kevitrao hoe handringana ny vahoakanao.
 
 -