- 
	                        
            
            Salamo 78:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
22 Satria tsy nino an’Andriamanitra izy ireo;+
Tsy natoky izy ireo hoe mahavita mamonjy azy izy.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Hebreo 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
16 Fa iza moa no naheno ny feon’Andriamanitra nefa mbola nampahatezitra be azy ihany? Tsy izay rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Hebreo 3:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
19 Hitantsika àry fa tsy afaka niditra izy ireo satria tsy nino.+
 
 -