-
Jaona 11:55Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
55 Efa akaiky ny Paskan’ny+ Jiosy tamin’izay, ka betsaka ny olona avy any ambanivohitra no niakatra ho any Jerosalema talohan’ny Paska, mba hanadio ny tenany araka ny takin’ny Lalàna.
-