Mpitsara 11:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Rehefa nahita azy i Jefta, dia nandrovitra ny akanjony sady nilaza hoe: “Indrisy, ry zanako vavy! Malahelo be ny foko* satria ianao indray ity no noroahiko. Fa efa nivoady* tamin’i Jehovah aho, ka tsy afaka mivadika amin’ny teniko.”+ 1 Samoela 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Reraka be anefa ireo lehilahy israelita tamin’iny andro iny, satria i Saoly nampanao fianianana azy ireo hoe: “Voaozona izay olona mihinan-kanina* alohan’ny takariva, mandra-pamitako ny valifatiko amin’ny fahavaloko!” Koa tsy nisy nihinan-kanina ny olona.+ Matio 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Efa henonareo koa fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana nefa avy eo tsy manatanteraka,+ fa tsy maintsy efainao ny voady nataonao tamin’i Jehovah.’*+
35 Rehefa nahita azy i Jefta, dia nandrovitra ny akanjony sady nilaza hoe: “Indrisy, ry zanako vavy! Malahelo be ny foko* satria ianao indray ity no noroahiko. Fa efa nivoady* tamin’i Jehovah aho, ka tsy afaka mivadika amin’ny teniko.”+
24 Reraka be anefa ireo lehilahy israelita tamin’iny andro iny, satria i Saoly nampanao fianianana azy ireo hoe: “Voaozona izay olona mihinan-kanina* alohan’ny takariva, mandra-pamitako ny valifatiko amin’ny fahavaloko!” Koa tsy nisy nihinan-kanina ny olona.+
33 “Efa henonareo koa fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana nefa avy eo tsy manatanteraka,+ fa tsy maintsy efainao ny voady nataonao tamin’i Jehovah.’*+