FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Joda àry no niainga voalohany, arakaraka ny antokony* avy. I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Joda.

  • Nomery 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’i Robena, arakaraka ny antokony* avy. I Elizora+ zanak’i Sedeora no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Robena.

  • Nomery 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Efraima, arakaraka ny antokony* avy. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Efraima.

  • Josoa 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy i Josoa tamin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase:

  • Josoa 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hipetraka etỳ amin’ny tany nomen’i Mosesy anareo etỳ ampitan’i* Jordana ny vadinareo sy ny zanakareo ary ny biby fiompinareo.+ Fa ianareo miaramila matanjaka rehetra+ kosa, tokony hiampita ka hilahatra hiady eo alohan’ny rahalahinareo.+ Tsy maintsy ampianareo ny rahalahinareo,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara