FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia niakatra nankany Debira izay eo amin’ny Lohasahan’i* Akora,+ ka nivily nianavaratra nankany Gilgala+ tandrifin’ny fiakarana Adomima izay eo atsimon’ilay lohasaha,* ary nitohy tany amin’ny ranon’i En-semesy,+ dia tonga hatrany En-rogela.+

  • Josoa 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ny sisin-tany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe*+ sy ny morontsirany. Izany no sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy.

  • Isaia 65:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho lasa kijana ho an’ny ondry i Sarôna,+

      Ary ny Lohasahan’i* Akora+ ho toerana fialan-tsasatra ho an’ny omby.

      Izany no hataoko ho an’ilay vahoakako mitady ahy.

  • Hosea 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aorian’izay dia haveriko aminy ny tanimboalobony,+

      Ary ny Lohasahan’i* Akora+ no vavahady hidirany ao amin’ilay tany nandrandrainy.

      Ary eo izy no hamaly ny teniko, toy ny tamin’ny andro fahatanorany

      Sy tamin’ny andro nivoahany avy tany Ejipta.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara