Deoteronomia 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza maka amin’ny zavatra efa voatokana haringana.*+ Amin’izay tsy ho tezitra be aminao i Jehovah, fa hamindra fo aminao ka hiantra anao, dia hataony lasa be dia be ianao, araka izay nianianany tamin’ny razambenao.+
17 Aza maka amin’ny zavatra efa voatokana haringana.*+ Amin’izay tsy ho tezitra be aminao i Jehovah, fa hamindra fo aminao ka hiantra anao, dia hataony lasa be dia be ianao, araka izay nianianany tamin’ny razambenao.+