Deoteronomia 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 dia aza matahotra azy.+ Tadidio foana izay nataon’i Jehovah Andriamanitrao tamin’i Farao sy Ejipta manontolo,+ Deoteronomia 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+ Josoa 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+ Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 dia aza matahotra azy.+ Tadidio foana izay nataon’i Jehovah Andriamanitrao tamin’i Farao sy Ejipta manontolo,+
8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+