-
Josoa 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia izao no baiko nomeny azy ireo: “Miafena any ambadiky ny tanàna ianareo mba hanafika azy. Aza miala lavitra loatra an’ilay tanàna anefa, ary samia vonombonona daholo.
-