-
Josoa 8:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Raha vao azonareo ilay tanàna, dia dory.+ Araho ny tenin’i Jehovah. Izany no baiko omeko anareo.”
-
-
Josoa 8:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia nodoran’i Josoa i Ay ka korontam-bato mivangongo sisa tavela,+ ary mbola hoatr’izany izy hatramin’izao.
-