-
Josoa 5:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Mbola nitoby tao Gilgala ny Israelita, ka nankalaza ny Paska teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko, tamin’ny takarivan’ny andro faha-14 amin’ny volana.+
-
-
Josoa 9:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia nankany amin’i Josoa tao amin’ny toby tany Gilgala izy ireo,+ ka niteny taminy sy tamin’ny lehilahy israelita hoe: “Avy any an-tany lavitra izahay. Koa mba manaova fifanekena aminay.”
-