Deoteronomia 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’ Ohabolana 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Voaomana hampiasaina amin’ny andron’ny ady ny soavaly,+Fa avy amin’i Jehovah kosa ny famonjena.+
16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’