-
Josoa 10:40, 41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Resin’i Josoa ny tany rehetra teny amin’ny faritra be tendrombohitra sy tany Negeba sy Sefela+ sy teny amin’ireo tehezan-kavoana ary ny mpanjakan’izy rehetra, ka tsy nasiany niangana na iray aza. Naringany tanteraka ny zavamananaina rehetra,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+ 41 Resin’i Josoa ny faritra rehetra nanomboka tany Kadesi-barnea+ ka hatrany Gaza,+ sy ny tany Gosena manontolo+ ka hatrany Gibeona.+
-