FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Rehefa niakatra nankany Negeba izy ireo, dia tonga tao Hebrona.+ Tao ry Ahimana sy Sesay ary Talmay,+ izany hoe ny Anakita,*+ no nipetraka. Fito taona talohan’ny nanorenana an’i Zoana any Ejipta i Hebrona no efa voaorina.

  • Deoteronomia 1:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa inona no mbola handehanantsika any amin’izany toerana izany? Efa nampihorohoro ny fontsika* mantsy ny rahalahintsika+ rehefa nilaza hoe: “Vaventy sy lava noho isika ry zareo. Lehibe koa ny tanànany sady misy manda manakatra ny lanitra.*+ Hitanay tany koa ny taranaky ny Anakita.”’+

  • Josoa 15:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nomena anjara teo amin’ny taranak’i Joda i Kaleba+ zanak’i Jefone, araka ny baiko nomen’i Jehovah an’i Josoa. Nomena azy i Kiriata-arba, izany hoe Hebrona. Rain’i Anàka io Arba io.+ 14 Dia noroahin’i Kaleba niala tao ny zanak’i Anàka telo lahy,+ dia i Sesay sy Ahimana ary Talmay,+ izay taranak’i Anàka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara