Eksodosy 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Mbola tsy tonga any akory ianao, dia efa hataoko matahotra ahy daholo ny fahavalonao,+ ka hataoko mifanaritaka ny firenena rehetra miady aminao. Ary hataoko resinao ny fahavalonao rehetra ka handositra anao.*+ Deoteronomia 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 dia horoahin’i Jehovah hiala eo anatrehanareo ireo firenena rehetra ireo.+ Handresy firenena lehibe sady maro an’isa noho ianareo koa ianareo.+
27 “Mbola tsy tonga any akory ianao, dia efa hataoko matahotra ahy daholo ny fahavalonao,+ ka hataoko mifanaritaka ny firenena rehetra miady aminao. Ary hataoko resinao ny fahavalonao rehetra ka handositra anao.*+
23 dia horoahin’i Jehovah hiala eo anatrehanareo ireo firenena rehetra ireo.+ Handresy firenena lehibe sady maro an’isa noho ianareo koa ianareo.+