-
Deoteronomia 4:47-49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Ary nalain’izy ireo ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga mpanjakan’i+ Basana, dia ny mpanjakan’ny Amorita anankiroa, tany amin’ny faritra atsinanan’i Jordana, 48 manomboka any Aroera,+ eo an-tsisin’ny Lohasahan’i* Arnona, ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Siona, izany hoe Hermona,+ 49 sy Araba manontolo any amin’ny faritra atsinanan’i Jordana, ka hatrany amin’ny Ranomasin’i Araba,* eo am-pototry ny havoanan’i Pisga.+
-