-
Josoa 11:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Raha vao nandre an’izany i Jabina mpanjakan’i Hazora, dia naniraka olona nankany amin’i Jobaba mpanjakan’i Madona,+ sy ny mpanjakan’i Simrona, sy ny mpanjakan’i Aksafa,+ 2 sy ireo mpanjaka tany avaratra teny amin’ny faritra be tendrombohitra, sy ireo teny amin’ny tany lemaka* atsimon’i Kinereta, sy ireo tany Sefela, ary teny amin’ny tehezan-kavoanan’i Dora+ tany andrefana,
-