-
Mpitsara 3:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Navelan’i Jehovah teo amin’ilay tany ny firenena sasany mba hitsapana ny Israely, izany hoe izay rehetra mbola tsy nahita ny ady natao tany Kanana,+
-
-
1 Samoela 6:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Hoy àry ny Filistinina: “Inona no fanatitra noho ny heloka tokony halefanay any aminy?” Dia hoy izy ireo: “Hemoroida volamena dimy sy totozy volamena dimy, araka ny isan’ireo mpitondra eo amin’ny Filistinina.+ Mitovy ihany mantsy ny loza manjo anareo rehetra sy ny loza manjo an’ireo mpitondra eo aminareo.
-