-
1 Mpanjaka 5:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Nipai-bato àry ny mpanao tranon’i Solomona sy ny mpanao tranon’i Hirama ary ny Gebalita,+ sady nanomana ny hazo sy ny vato hanaovana an’ilay trano.
-