- 
	                        
            
            Nomery 33:48, 49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
48 ary niainga avy teo amin’ireo tendrombohitr’i Abarima, dia nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.+ 49 Mbola nitoby teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana izy ireo, nanomboka tany Beti-jesimota ka hatrany Abela-sitima,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba.
 
 -