-
Nomery 12:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tsy hoatr’izany anefa no ataoko amin’i Mosesy mpanompoko. Fa izy no anankinako an’izay rehetra ao an-tranoko.*+ 8 Miresaka mivantana aminy mihitsy aho,+ sady miresaka mazava tsara, fa tsy mampiasa teny saro-pantarina. Ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany. Koa nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”
-