FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nalefan’izy ireo nankany Ekrona+ àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Raha vao tonga tao Ekrona anefa ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra, dia nitaraina mafy ny Ekronita hoe: “Nentin-dry zareo atỳ aminay ny Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely, mba hahafaty anay sy ny vahoakanay!”+

  • 1 Samoela 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tafaverina tamin’ny Israely koa ny tanàna nalain’ny Filistinina tamin’izy ireo, hatrany Ekrona ka hatrany Gata. Dia azon’ny Israely indray ireo faritra nalain’ny Filistinina.

      Tsy niady intsony koa ny Israely sy ny Amorita.+

  • 2 Mpanjaka 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Indray andro, dia nianjera avy teo amin’ny makarakara tamin’ny efitranony tany an-tampon-trano tao Samaria i Ahazia, ka naratra. Naniraka olona àry izy, ka niteny tamin’izy ireo hoe: “Mandehana anontanio i Bala-zeboba andriamanitr’i Ekrona+ raha ho sitrana amin’ity ratrako ity aho na tsia.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara