-
Deoteronomia 33:13-15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hoy izy momba an’i Josefa:+
“Enga anie hotahin’i Jehovah ny taniny,+
Ka hahazo ny zavatra tena tsara avy any an-danitra,
Dia ando sy rano avy any amin’ny loharano any ambany any,+
14 Zavatra tena tsara entin’ny masoandro,
Vokatra tsara azo isam-bolana,+
15 Ny zavatra tsara indrindra avy amin’ny tendrombohitra efa nisy hatrizay,*+
Zavatra tena tsara eny amin’ny havoana efa teo hatry ny ela,
-