FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 20:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nohamasinin’izy ireo* àry i Kedesy+ any Galilia any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Naftaly, sy Sekema+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona, any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda.

  • Josoa 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia novorin’i Josoa tao Sekema ny foko rehetra teo amin’ny Israely, ary nantsoiny ny anti-panahy sy ireo lohany ary ny mpitsara sy mpiadidy teo amin’ny Israely.+ Dia nitsangana teo anatrehan’ilay tena Andriamanitra izy ireo.

  • 1 Tantara 6:66, 67
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Nisy tamin’ireo fianakavian’ny Kehatita nahazo tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima, dia ireny no faritra nipetrahany.+ 67 Nomena azy ireo koa ireo* tanàna fialokalofana, izany hoe i Sekema+ sy ny kijanany eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, Gazera+ sy ny kijanany,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara