Josoa 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy noroahin’izy ireo anefa ny Kananita nipetraka tao Gazera.+ Mbola miara-mipetraka amin’ny fokon’i Efraima ihany àry ny Kananita hatramin’izao,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+ Mpitsara 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy noroahin’ny fokon’i Zebolona ny olona nipetraka tany Kitrona sy Nahalola.+ Dia niara-nipetraka tamin’izy ireo ihany ny Kananita, ka nampanaoviny asa an-terivozona.+ 2 Tantara 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mbola tavela teo amin’ilay tany ny taranak’izy ireny fa tsy naripaky ny Israelita,+ ka nampanaovin’i Solomona asa an-terivozona hatramin’izao.+
10 Tsy noroahin’izy ireo anefa ny Kananita nipetraka tao Gazera.+ Mbola miara-mipetraka amin’ny fokon’i Efraima ihany àry ny Kananita hatramin’izao,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+
30 Tsy noroahin’ny fokon’i Zebolona ny olona nipetraka tany Kitrona sy Nahalola.+ Dia niara-nipetraka tamin’izy ireo ihany ny Kananita, ka nampanaoviny asa an-terivozona.+
8 Mbola tavela teo amin’ilay tany ny taranak’izy ireny fa tsy naripaky ny Israelita,+ ka nampanaovin’i Solomona asa an-terivozona hatramin’izao.+