FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Manamboara vata amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.+

  • Josoa 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Josoa tamin’ny mpisorona: “Ento ny Vata+ misy ny fifanekena dia mandehana eo alohan’ny vahoaka.” Koa nentin’izy ireo ilay Vata misy ny fifanekena, ka nandeha teo alohan’ny vahoaka izy ireo.

  • Asan’ny Apostoly 7:44, 45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Nanana ny tranolain’ny vavolombelona ny razambentsika tany an-tany efitra. Nasain’Andriamanitra nanao azy io mantsy i Mosesy, araka ny modely nasehony taminy.+ 45 Ary nolovan’ny razambentsika ilay tranolay, ka nampidiriny tao amin’ny tanin’ireo firenena+ noroahin’Andriamanitra hiala teo anatrehan’ny razambentsika.+ Nampiditra azy io tany izy ireo, niaraka tamin’i Josoa, ka tao foana ilay izy mandra-pahatongan’ny andron’i Davida.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara