-
Josoa 10:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Raha mbola nandositra an’ireo Israelita izy ireo, dia nandatsahan’i Jehovah havandra vaventy avy tany an-danitra, teny amin’ny fidinana teny Beti-horona ka hatrany Azeka. Dia maty izy ireo, ary betsaka kokoa ny matin’ny havandra raha oharina amin’ny matin’ny Israelita tamin’ny sabatra.
-
-
Josoa 21:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary nomena tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima, tamin’ny antsapaka, ny sisa tamin’ny fianakavian’ny Kehatita anisan’ny Levita.
-
-
Josoa 21:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Kibzaima sy ny kijanany, ary Beti-horona+ sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra.
-