-
Josoa 15:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ireto avy ny tanàna teny amin’ny sisiny indrindra amin’ny tanin’ny fokon’i Joda, tandrifin’ny sisin-tanin’i Edoma+ any atsimo: Kabzela, Edera, Jagora,
-
-
Josoa 15:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ziklaga,+ Madmana, Sansana,
-
-
1 Samoela 27:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia nomen’i Akisy azy i Ziklaga+ tamin’izay andro izay. Izany no nahatonga an’i Ziklaga ho fananan’ny mpanjakan’ny Joda hatramin’izao.
-