-
Josoa 21:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ary nahazo tanàna avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase ny Gersonita+ anisan’ny fianakavian’ny Levita, dia ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Golana+ any Basana sy ny kijanany. Azony koa i Bestera sy ny kijanany, izany hoe tanàna roa.
28 Ny avy tamin’ny fokon’i Isakara+ dia i Kisiona sy ny kijanany, Daberata+ sy ny kijanany,
-