FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 35:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho tratran’ny mpamaly ra ianareo.+ Amin’izay dia tsy ho faty izay nahafaty olona, alohan’ny hitsarana azy eo anatrehan’ny vahoaka.+

  • Nomery 35:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 dia hotsarain’ny fiangonana araka ireo didy ireo ilay namely sy ny mpamaly ra.+

  • Deoteronomia 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary hanatona eo ny mpisorona, izany hoe ny Levita, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao hanompo azy+ sy hitso-drano amin’ny anaran’i Jehovah.+ Izy ireo no hilaza ny fomba handaminana ny adin’izay rehetra nifamaly ka nampiasa herisetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara