-
Nomery 25:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nahatratra 24 000 ny olona matin’ilay loza.+
-
-
Deoteronomia 4:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Ny masonareo mihitsy no nahita an’izay nataon’i Jehovah tamin’ny olona rehetra nanaraka an’i Balan’i Peora. Naringan’i Jehovah Andriamanitrareo teo aminareo daholo ry zareo.+
-