-
Josoa 4:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia nataon’ny Israelita izay nandidian’i Josoa. Naka vato 12 mitovy amin’ny isan’ny fokon’ny Israely izy ireo teo afovoan’i Jordana, araka ny toromarika nomen’i Jehovah an’i Josoa. Ary nentin’izy ireo niampita nankeo amin’ny toerana hatoriany izany, ka napetrany teo.
-