Eksodosy 33:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa niteny izy hoe: “Izaho mihitsy* no hiaraka aminao,+ ary hataoko milamin-tsaina ianao.”+ Levitikosy 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hataoko manjaka ao amin’ilay tany ny filaminana,+ ka tsy hisy hampatahotra anareo rehefa matory ianareo.+ Hesoriko tanteraka ao amin’ilay tany ny bibidia masiaka, ary tsy hisy mpanafika hamely ny taninareo amin’ny sabatra. Josoa 21:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Hataoko manjaka ao amin’ilay tany ny filaminana,+ ka tsy hisy hampatahotra anareo rehefa matory ianareo.+ Hesoriko tanteraka ao amin’ilay tany ny bibidia masiaka, ary tsy hisy mpanafika hamely ny taninareo amin’ny sabatra.