Josoa 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanao antsapaka ho azy ireo tao Silo, teo anatrehan’i Jehovah,+ i Josoa avy eo. Tao no nizarany an’ilay tany ho an’ny Israelita, araka ny anjarany avy.+
10 Nanao antsapaka ho azy ireo tao Silo, teo anatrehan’i Jehovah,+ i Josoa avy eo. Tao no nizarany an’ilay tany ho an’ny Israelita, araka ny anjarany avy.+