-
Nomery 31:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Niady tamin’ny Midianina izy ireo, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy, dia naripany ny lehilahy rehetra.
-
-
Nomery 31:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 ka niteny hoe: “Efa nisain’ny mpanomponao ny lehilahy mpiady eo ambany fahefanay, ka nolazaina taminay hoe tsy misy tsy ao na iray aza.+
-