-
Deoteronomia 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+
-
-
Deoteronomia 28:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Hozonin’i Jehovah ianao amin’izay rehetra ataonao ka hataony misahotaka sady hosaziny, mandra-pahalany ringana anao sy mandra-paharipaka anao haingana. Nanao ratsy foana mantsy ianao sady nahafoy ahy.+
-
-
Jeremia 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ry Jehovah, fanantenan’ny Israely ô!
Ho menatra izay rehetra mahafoy anao.
-