FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nanendry mpitsara àry i Jehovah mba hamonjy azy ireo amin’ny mpandroba.+

  • Mpitsara 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa nisy mpitsara notendren’i Jehovah ho azy ireo,+ dia nampian’i Jehovah ilay mpitsara. Namonjy azy ireo tamin’ny fahavalony Izy, tamin’ilay mpitsara mbola velona. Nalahelo* mantsy i Jehovah+ rehefa naheno azy ireo nitaraina satria nisy nampijaly.+

  • Mpitsara 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy olona nasain’i Jehovah namonjy azy ireo.+ Tsy iza izany fa i Ehoda+ zanak’i Gera. Benjaminita+ i Ehoda, ary kavia.+ Nampitondrain’ny Israelita fanomezana ho an’i Eglona izy indray mandeha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara