-
Genesisy 19:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy.
-
-
Genesisy 19:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo.
-
-
Mpitsara 11:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Taoriana kelin’izay, dia niady tamin’ny Israely ny Amonita.+ 5 Ary rehefa niady tamin’ny Israely ny Amonita, dia nankany amin’i Jefta tany Toba avy hatrany ny anti-panahin’i Gileada mba haka azy.
-